|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  salazana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Andrin-tsambo: Mirona miaraka amin' ny sambo ny salazan-tsambo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a mast
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#565, 1.5] mât de navire
6  [1.8] mât
Ohatra  7  sedera nalaina tany Libàna, no nataony salazana ho anao. [2.996#33.027.005]
Voambolana  8  Fifamoivoizan-tsambo
Tovy hevitra  9  salaza
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)11  salazana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] Soitrafo na havitra fitonoan-kena
Talantalana eo ambony fatana: Atao eo ambony salazana ny kitay mba ho maina rehefa fahavaratra
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.7] a gridiron for roasting food
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3#565] espèce de grande fourchette en fer, à laquelle on fixe la viande que l’on fait rôtir; gril;
grillage en bois installé au-dessus du feu, afin d’y faire sécher le riz, les bûches durant la saison humide
16  [1.8] grille pour rôtir
17  [1.5] grande fourchette pour faire rôtir la viande
Ohatra  18  Apetraka eo ambony salazana avy eo. [2.117#77]
19  Ny efitra voalohany, ao atsimo, no nisy ny fatana fahandroan-kanina izay notataovana salazana. [2.472#8]
20  Eo akaikin' ny salazana, amin' ny rindrina, no nanantonana ny lambanana velarina isaky ny hisakafo. [2.472]
Voambolana  21  Toe-karena: hanina
Sampanteny 
22  Matoantenin' ny mpanao :
23  Matoantenin' ny iharana :
24  Matoantenin' ny fameno :
25  Anarana :
26  Mpamaritra :
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny salazana io

Fivaditsoratra  28  asalazan, nasalaza, salazana

Nohavaozina tamin' ny 2021/05/08