Teny iditra (1/2) | 1 samaka |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tataka ka misaraka roa: Samaka ilay hazo nifandroritan' ny ankizy. 4 [1.13] velatra mirantsana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] disjoint, séparé, comme les branches d'un arbre, détaché, écarté, fendu en deux, qui bâille, qui fait fourche 6 [1.13] palmé |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 samaka |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.13] écart |
Tovy hevitra | 15 fihatahana |
Fivaditsoratra | 16 akasam, asakam, asamak, makasa, masaka, samaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |