|
|
|
|

Teny iditra1  samirery
Singan-teny  2  samy, irery
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#547][samy irery] each by himself
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] propre, comme dans nom propre.
Ohatra  6  [1.369#] Saingy tsy azontsika fihinina ho antsika samirery io lalan-kevitra io.
7  [2.470#] Noraisiko ho tsiambaratelo ho ahy samirery hatry ny ela, ry Marizy havako.
8  [2.424#] izy dia ilay olona manampy ny hafa hanana ny heviny manokana, ary hanao fikarohana samirery.
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07