Teny iditra | 1 samirery |
Singan-teny | 2 samy, irery |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 each by himself [1.2#547] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 propre, comme dans nom propre. [3.1] |
Ohatra |
6 Saingy tsy azontsika fihinina ho antsika samirery io lalan-kevitra io. [1.369#] 7 Noraisiko ho tsiambaratelo ho ahy samirery hatry ny ela, ry Marizy havako. [2.470#] 8 izy dia ilay olona manampy ny hafa hanana ny heviny manokana, ary hanao fikarohana samirery. [2.424#] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/21 |