Teny iditra | 1 sampilahy |
Singan-teny | 2 sampy, lahy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Tambahoaka]
samboady 5 [1.1] Firavaka voahangy izay asampy ohatra ny samboady ny fitondra azy |
Ohatra |
6 [1.437#] Ary manao gedragedra sy sampilahy voahangy na vakana tsara tarehy. 7 [2.857#] Manao liamama sy mitafy lambamena ary manao fehin-tongotra volafotsy sy sampilahy io zaza mitondra io. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |