|
|
|
|

Teny iditra1  sampilahy
Singan-teny  2  sampy, lahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Tambahoaka] samboady
5  [1.1] Firavaka voahangy izay asampy ohatra ny samboady ny fitondra azy
Ohatra  6  Ary manao gedragedra sy sampilahy voahangy na vakana tsara tarehy. [1.437#]
7  Manao liamama sy mitafy lambamena ary manao fehin-tongotra volafotsy sy sampilahy io zaza mitondra io. [2.857#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07