Teny iditra sampivato
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vahy mandadina misy matsilotsilo ny raviny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de sampy : se tenir à califourchon ; et vato : pierre ; allusion aux rocailles escarpées que cette espèce affectionne). Urera acuminata (Poir.) Gaudich. ex Decne. et Urera acuminata var. perrieri Leandri (Urticaceae). On en fait une préparation ocytocique et abortive. Ce n'est pas une liane, contrairement à ce qu'écrit Malzac, mais un arbuste à feuilles urticantes. [1.196]
Anarana siantifika Urera acuminata, Urera acuminata var. perrieri
Ohatra 
1Ny hazo kypreso haniry ho solon' ny tsilo, ary ny rotra ho solon' ny sampivato; [2.996]
2Ary nony vaky nandositra izy, mandray ny amiana sy ny sampivato fa betsaka ao, ary mandray azy Sakalava, ka mivotrovotro ny tanany sy ny tena ny azo ny amiana sy ny sampivato [2.48]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/23