|
|
|
|

Teny iditra1  samy andrian-ko azy
Singan-teny  2  samy, andriana, ho, azy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] samy manana ny fahefany any aminy avy

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27