|
|
|
|

Teny iditra1  samy hafa
Singan-teny  2  samy, hafa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tsy mitovy: Samy hafa ny raozy sy ny lisy (tsara homarihina fa mitovy firafitra amin' ny ohatra erỳ ambony samy tsara ny raozy sy ny lisy, ny hoe "samy hafa" eto, fa raha "isan-karazany" kosa no heviny, mpamaritra anarana milaza toetra izy amin' izay, ka soratana atao teny iray: "samihafa")
Tsipelina hafa  5  samihafa

Fivaditsoratra  6  fahamasy, mahasafy, samihafa, samy hafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02