Teny iditra fisanga (sanga)
Sokajin-teny anarana
Fandikana anglisy [Mod. s. from misanga (sanga).] A needle. (Prov.) See fanjaitra, filo. [Richardson 1885]

Teny iditra fisanga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro, Tanala] fihogo: Ny ngita ñy tompon'ny fisanga (ny mongovolo no tompon'ny fihogo) [Rakotosaona 1975]
  [Bara] fihogo [Rakotosaona 1975]

Teny iditra fisanga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] karazana valala , kojeja [Rakotosaona 1975]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra sanga

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31