|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sanga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Volon-doha mivondrona kely eo ambonin' ny tampin-kandrina, na volondoha somary lavalava kokoa noho ny sisa rehetra eo afovoany tsara eo ambony tampin-kandrina
4 Volo na nofo mivondrona eo an-tampondohan' ny biby sasany: Lava sanga ny akoholahin' i Naivo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a lock of hair on the forehead
6 the crest of a cock [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 touffe de cheveux au front
8 crête du coq [1.8]
[1.196]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 11 amin' io teny io
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)21  sanga
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 [Sihanaka] saobakaka [1.78]
Voambolana  24  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Teny iditra (3/3)25  sanga
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny frantsay  27 [Betsimisaraka] (sens général : tout ce qui se dresse sur la tête, crête du coq, toupet de cheveux , etc.) C'est le nom d'un Weinmannia (Cunoniaceae), d'après Dandouau. Le nom malgache fait allusion aux inflorescences dressées. [1.196]
Voambolana  28  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26