Teny iditra sanga-mangata-dranovola (sanga, hataka, rano, vola)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ilay sanga eo anoloana izay randranina hikirazorazo [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra sanga mitsinjo ranovola

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31