Teny iditra | sangisangy (sangy) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Tsilalao na kivazivazy atao amin' ny teny na amin' ny fihetsika ho mariky ny fisarihana amin' ny olona mifankazatra amin' ny tena Kihaihay, kiniania [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Play, sport [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Jeu, plaisanterie; sport [1.8] | ||
Badinage, plaisanterie, amusement [1.5] | |||
Tovy hevitra | hadrohadro ~ hanihany ~ sangy ~ vazivazy | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sangisangy io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16 |