Teny iditra | sangy mihoatra ny loha | |
Singan-teny | sangy ; mihoatra ; loha | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Kivazivazy mihoa-pampana ka manjary mahavoafady [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Littéral "badinage qui dépasse la tête". Plaisanteries inconvenantes qui nuisent [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16 |