|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  Saoly
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  3  zanak' i Kisy benjamita izy, ary mpanjaka voalohany tamin' ny Israely. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  4  Saul [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  5  Saül [2.996]
Voambolana  6  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  7  Toko sy andininy momba Saoly
Tsanganana sy sary iray takila  8  Fitanisana

Teny iditra (2/5)9  Saoly
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  11  Paoly, avy any Tarsosy [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  12  Paul [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13  Paul [2.996]
Voambolana  14  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  15  Toko sy andininy momba Saoly
Tsanganana sy sary iray takila  16  Fitanisana

Teny iditra (3/5)17  Saoly
Sokajin-teny  18  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  19  mpanjakan' i Edoma [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  20  Saul [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  21  Shaül [2.996]
Voambolana  22  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  23  Toko sy andininy momba Saoly
Tsanganana sy sary iray takila  24  Fitanisana

Teny iditra (4/5)25  Saoly
Sokajin-teny  26  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  27  zanakalahin' i Simeona. Ny foko izay mitondra ny anarany dia taranaky ny Israely sy ny Kananita. Izany no ilazana an' i Saoly ho zanakalahin' ny vehivavy kananita ao amin' ny Gen. sy Eks. Ary ao amin' ny Nom. kosa dia miseho ny anararapoko hoe Saolita [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  28  Shaul [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  29  Shaül [2.996]
Voambolana  30  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  31  Toko sy andininy momba Saoly
Tsanganana sy sary iray takila  32  Fitanisana

Teny iditra (5/5)33  Saoly
Sokajin-teny  34  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  35  isan' ny razan' i Samoela. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  36  Saul [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  37  Shaûl [2.996]
Voambolana  38  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  39  Toko sy andininy momba Saoly
Tsanganana sy sary iray takila  40  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31