Teny iditra | 1 saram-panafody |
Singan-teny | 2 sara, fanafody |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 compensation donnée aux empiriques comme prix de leurs remèdes [1.196] |
Ohatra |
6 na dia ny ila lamba aza no hatao sarampanafody aleo mitafy ila lamba tsy ho voaloto toy izay hiara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy [2.131] |
Tovy hevitra | 7 saram-panafana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |