Teny iditra | 1 sarambabe |
Singan-teny | 2 saramba, be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#579, 1.13] la masse 5 [1.3] la multitude le grand espace |
Ohatra |
6 tsotra, izany hoe mora takatry ny sarambabe; [2.313] 7 Aza atao sarambabe momba Andriana ny havany rehetra, fa ny diso ihany no faizo. [2.285] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny sarambabe io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |