Teny iditra | 1 sarambaben' olona |
Singan-teny | 2 saramba, 3 be, 4 olona |
Sokajin-teny | 5 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
6 commun des mortels [1.66#177] |
Ohatra |
7 Ny andriana sy ny sarambabenolona no mifidy ary rehefa voafidy ny Mpanjaka vaovao dia aseho ny vahoaka.
[2.508]
|
Tovy hevitra | 8 ankamaroam-bahoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |