Teny iditra sariaka (riaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Falifaly lava, tia resaka sy mitsikitsiky: Olona sariaka iny namanao iny ka mahafinaritra ny miaraka aminy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Gay, affable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Gai, débonnaire [1.8]
Sampanteny 
Tovy hevitra mariaka ~ mariadriaka ~ sariadriaka
Anaram-javamaniry 

Teny iditra Sariaka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20