|
|
|
|

Teny iditra1  saro-piaro
Singan-teny  2  sarotra, 3  fiaro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5  Sarotiny izaitsizy amin' ny zavatra ananany, izay tandremany sy arovany fatratra, tsy zarazarainy amin' ny hafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  Jealous [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  Jaloux [1.3, 1.8]
8  Soupçonneux, excessivement chatouilleux, comme un mari par rapport à son épouse [1.3]
Voambolana  9  Ontam-po
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny saro-piaro io

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12