Teny iditra | sarobidy | |
Singan-teny | sarotra ; vidy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Zava-dafo sy be vidy, lafo tsy ahitana betsaka, ambony vidy, tsy fahita matetika: Metaly sarobidy ny volamena Lehibe, mamy indrindra: Sarobidy amiko ny fifankatiavantsika [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ saro-bidy ] Cher, précieux [1.3] | |
Ohatra | Sarobidy loatra izany, ka amin' izay nahazo ny tahon' afokasoka iray dia novakiana roa tamin' ny paingotra dantelina mba hisy indroa mandrehitra.
[2.472] | |
Tsipelina hafa | saro-bidy | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sarobidy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18 |