Teny iditra | 1 saro-piaro |
Singan-teny | 2 sarotra, fiaro |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Sarotiny izaitsizy amin' ny zavatra ananany, izay tandremany sy arovany fatratra, tsy zarazarainy amin' ny hafa |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] Jealous |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] Jaloux 7 [1.3] Soupçonneux, excessivement chatouilleux, comme un mari par rapport à son épouse |
Voambolana |
8 Ontam-po |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny saro-piaro io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |