|
|
|
|

Teny iditra1  sarotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bezanozano] lafo, sarobidy
4  [1.1] Tsy mora ny fanaovana azy, manahirana: Asa sarotra ~ Sarotra ny mampiditra io farafara lehibe io amin' ity varavarankely ity
Sarotiny, mahihitra, tia tena: Sarotra izy raha hanome
Ilazana olona tia hanina loatra, ka tsy mizara na ahazoana potiny kely akory: Nafenin' ity Rangahy sarotra tao anaty satrony, hono, ny voanjo mahamay mba tsy ho hitan-janany
Mampidi-doza: Sarotra ny maniny ny mpitondra
Lafo vidy: Sarotra ny vary izao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] difficult; selfish, hard to get along with; costly
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] difficile
7  [1.3] ardu, périlleux, pénible, dangereux
cher, coûteux, ruineux
avare, ladre, intéressé, égoïste, sévère, exigeant
8  [1.8] égoïste, difficile à vivre; qui coûte cher
Ohatra  9  sarotra ny mampiditra resaka, hoy Ilaimanga fa hoatry ny haninona ihany. [2.324]
10  Mbola tsy nahita aho aloha fa sarotra ny mandainga, hoy ny rainy. [2.470]
11  Lehibe aman-tsaro-boasana ny fitsaranao [2.996]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :
18  Mpamaritra :
Mpanahaka  19  lafo, hangana, hentona
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  68  Ohabolana misy io teny sarotra io

Fivaditsoratra  69  asoratr, sarotra, Soratra, soratra, tsarôra

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18