|
|
|
|

Teny iditra1  sarotsarotiny
Sokajin-teny  2  anarana sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] kizitina sy sarotra ifampiraharahana
Fototeny  4  sarotsarotra
Mpanahaka  5  kitoina, kitokitoina, ketoketoina, mihalontralona, sarotra iarahana, sarotra entina, be laonina, be angeso, be pitsony, be an-tsipiriany, zanakalo, mararin-javatra, mitsongo teny maharary, tia vezovezo, tia gedrogedro, saro-tiana toa landy mohaka, malailay fonosana toa fary
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny sarotsarotiny io

Fivaditsoratra  7  isotrasotrany, sarotsarotiny, tsiarotsiaron

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21