Teny iditra | 1 sasaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny ilany ihany amin' ny zavatra anankiray nozaraina roa mitovy: Vary sasaka ny rano entina mihazakazaka (ny fampiasa matetika anefa dia ny hoe: antsasaka, antsasany). 4 [1.13] zara roa mitovy tsara |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.13] moitié 6 [1.13] demie |
Ohatra |
7 Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana [2.324] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny sasaka io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01 |
![]() |