Teny iditra (1/2) | 1 sasatra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mahatsiaro ny tena ho tsy manan-kery, noho ny asa mafy natao. Sasatry ny asa tany Rakoto ka vao tonga dia nidaboka. Sosotra. sasa-miandry azy aho. Jereo valaka. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3, 1.5] fatigué |
Ohatra |
5 sasa-miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre) [1.3] 6 sasatry ny miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre) [1.3] 7 ary aiza hianao no hahita izay mpandeha tsy mba ho sasatra? [2.131] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 14 valaka, vizana, relaka |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny sasatra io |
Teny iditra (2/2) | 26 sasatra |
Sokajin-teny | 27 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
28 [1.78] [Sihanaka]
zava-bitsy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |