|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  satrana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] feon-kira fohifohy atao ho toy ny andrana na sasin-kira raha mitendry lokanga na valiha: Satram-baliha.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#587] prélude, essai
Voambolana  5  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
6  Feo
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/3)17  satrana
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.1] Karazan-kazo izay fisaka misandrahaka ny raviny, anaovan' ny olona trano itoerana sy rariny ho tsihy na harona
Fanazavàna teny anglisy  20  [1.2] the dwarf fan palm, the fruit of which is used by the Sakalava in the manufacture of rhum, and the leaves in the manufacture of mats and baskets; also used for the walls and roofs of houses. The root or part of it is used as an evil charm. Perhaps a species of Hyphaene
21  [1.7] the dwarf fan palm
22  [2.95] Bismarckia nobilis; the most common palm in Madagascar
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.3#587] latanier dont les Sakalaves se servent pour leurs cases et pour la fabrication des nattes, des corbeilles
24  [1.19] [Tankarana] [satraña] espèce de palmier
25  [1.8] espèce de palmier nain
Ohatra  26  Dia nitoby teo andafiatsinanan'Ambalanjanakomby izahay, tany be satrana; [2.59]
27  Miorina eo an-tampon-tanety izy, anirian' ny hazo madilo sy satrana ary hazo hafa isan-karazany. [2.649]
Voambolana  28  Haizavamaniry: hazo palma
Tovy hevitra  29  satra, satrabe, satranabe
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Sary 
32  33  34 

Teny iditra (3/3)35  satrana
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny frantsay  37  [1.196] (comme satra (2) ; seule la prononciation diffère un peu). Hyphaene shatan Bojer ex Dammeret Medemia nobilis (Hildebrandt & H. Wendl.) Gall. (Arecaceae). Les troncs de ces Arecaceae, surtout ceux d'un gros diamètre, est évidé pour faire des tambours. C'est pourquoi on appelle encore satrambaviny, le côté « feminin » du tambour ; celui que l'on bat seulement de la main gauche ; et satrandahiny, le côté « masculin », celui que l'on frappe a pris le sens de prélude, d'introduction à un morceau de musique, car le tambour donne le premier le rythme, la mesure. [Tsimihety]
Voambolana  38  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  40  arantsa, santara, satrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02