Teny iditra | savaivo (sava, ivo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Tsipika mahitsy mandalo eo afovoan' ny faribolana [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | diameter [3.1] | |
Fandikana frantsay | diamètre ¶ savaivon'ny silendira: alésage. [SLP 1986] | |
Voambolana | Matematika: rafitsary | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |