Teny iditra savarano
Singan-teny sava ; rano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba filomanosana maninjitra ny tanana roa izay akambana toy ny mivavaka ka manokatra ny lalana ao anaty rano arahin' ny tena manontolo
(sava-rano) lomano fanao raha ny tanana roa no indray manilika ny rano mba handrosoana [1.1]
Mpanahaka  antsitrika ~ lomano ~ rano tsilany ~ tsikaroka ~ tsipy sandry

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11