Teny iditra | 1 savohana |
Fototeny | 2 savoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Asiana na hosorana savoka: Savohy tsara ny ngorodontsika, ry be lohako ity |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be waxed |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on cire |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 hanavosa, hasavoan, hosavana, savohana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |