|
|
|
|

Teny iditra1  scoparia    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: espèce ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Henonia scoparia  famafa, firoakosy, fofotsy, kafafa, kifafa, kifafahy, kifafalahy, kifafambohitra, sahondro, tsibolo, tsimahatohantena, tsobolo
5  Mundulea scoparia  sofasofa
6  Scoparia dulcis  famafa, famafampanavy, famafampaniry, famafasambo, famafatsambo, hazomamosarikasy, jamalanjirika, tsianjiajia, tsijiajia, tsinjiajia

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11