Teny iditra (1/2) | 1 sedra |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Andrana, fitsapana zavatra mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara na maha-sarobidy azy. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a trial tried or tested |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] éprouvé 6 [1.13] épreuve |
Ohatra |
7 Vazaha roa lahy koa, mahery fo sy sahy sedra, no nalefa nitondra basy tany Ambodivoara. [2.472] |
Sampanteny |
|
Lohateny |
Teny iditra (2/2) | 15 Sedra |
Singan-teny | 16 sedra |
Sokajin-teny | 17 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Voambolana |
18 Haisoratra: boky |
Mpanoratra |
19 Andriamanantena Georges |
Mpanonta printy |
20 , 1993 |
Fivaditsoratra | 21 dresa, Sedra, sedra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |