Teny iditra sendra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsitointoina, tointoina tsy nampoizina: Sandra nahita ny zandrinao aho anikeheo
¶ Mifanena tsy nampoizina: Sandra an-drainao tany an-tsena aho
Mitovy hevitra: sehatra ~ tohatra ~ tojo [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy occuring by chance [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay qui arrive ou se passe par hasard [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra sendrasendra
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31