Teny iditra (1/2) | 1 seranana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toerana natokana hitodiana sy hiaingan' ny sambo; fitodian-tsambo Fiantsonan' ny mpandeha amin' ny fiara samihafa: Seranam-piaramanidina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a port of entry |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] port d'entrée |
Ohatra |
6 Ny seranana nanondranana ny olona ho andevo. [2.508#] 7 Samy antony nahatonga an' i Toamasina ho seranana lehibe avokoa izany. [2.445#] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 10 fiantsonana, fitodiana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 seranana |
Fototeny | 14 serana |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] Lalovana eo anoloana: Tsy tokony hoseranina ny zokiolona Hanina (fiteny amin' ny fanorona rehefa mipaika ka mihinana avy eo an-daka no midina eo anoloana) |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3#599] Devant quoi on fait passer rapidement, qu'on effleure ( pion ) qu’on avance obliquement au jeu du Fanorona |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 22 seranina |
Fivaditsoratra | 23 naserana, seranana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |