|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  setra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fanoherana, fitsenana, fanohanana: Mahery setra ity zaza ity. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  pride, haughtiness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  opposition, résistance, action d'affronter le vent, le courant, de braver un destin, de mépriser la loi, de lutter contre un plus fort [1.3]
6  orgueil, hauteur [1.8]
7  action de braver un destin [1.196]
Ohatra  8  Nihahenjana sy nihanahery setra ny mpampiasa. [2.472]
Voambolana  9  Ontam-po
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)17  setra
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  zavamaniry atao an-dalam-pahavalo hisakana azy [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  20  Arbre dont le bois sert à faire des talismans. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  21  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  22  Astre, ratse, setra, stera

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11