Teny iditra sevosevo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Maimay hanao zavatra, nefa malaky mijanona; maimaika amin' izay atao fa mora kivy na leony [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra sevoka ~ sevotsevoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31