Teny iditra | sima | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Nahafahana na vaky simaka ny molotra, misy rava na tsy mitovy sisina amin' ny namany. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bec-de-lièvre, qui a la lèvre supérieure fendue, échancrée, dont les bords sont ébréchés, échancrés [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sima io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | masy, misa, samy, sima |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |