Teny iditra | 1 vorombe sima |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ireo olona masiaka sy tia tena, nefa mpanenitra ny hafa. (Tapak' ohabolana ihany io fa ny ohabolana feno dia hoe: "Kapakapa vorombe rima, mijere tena vao manenitra ny sasany" |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] intéressé, égoïste, méchant |
Singan-teny | 5 vorombe, sima |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08 |
![]() |