Teny iditra |
sina
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | Tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy manan-kalahatra, very hevitra, gina: Sina Rasoa nony nandre fa hampifanatrehina izy sy Ravao [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | silencieux, interdit, qui reste muet [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
sina
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | [Bezanozano]
revo [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
siña
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Famaritana malagasy | [Sihanaka]
tasy [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
sina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana frantsay | sinus [SLP 1986]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Sina
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fandikana anglisy | China [3.1]
|
Fandikana frantsay | Chine [3.1]
|
Voambolana |
Mpanahaka |
sinoa |
|
Teny iditra |
Sina
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fandikana anglisy | Sin [Baiboly]
|
Fandikana frantsay | Sîn [Baiboly]
|
Voambolana |
Teny nalaina |
|