|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  sina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bezanozano] revo
4  [1.1] Tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy manan-kalahatra, very hevitra, gina: Sina Rasoa nony nandre fa hampifanatrehina izy sy Ravao
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] silencieux, interdit, qui reste muet
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/5)9  siña
Sokajin-teny  10  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Sihanaka] tasy

Teny iditra (3/5)12  sina
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.13] sinus
Voambolana  15  Matematika: rafitsary
Kamban-teny 

Teny iditra (4/5)18  Sina
Sokajin-teny  19  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  20  [3.1] China
Fanazavàna teny frantsay  21  [3.1] Chine
Voambolana  22  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  23  sinoa

Teny iditra (5/5)24  Sina
Sokajin-teny  25  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  26  [2.996] Sin
Fanazavàna teny frantsay  27  [2.996] Sîn
Voambolana  28  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  29  Toko sy andininy momba Sina

Fivaditsoratra  30  asin, isan, nasi, nasy, nisa, sain, sany, siña, sina, Sina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08