Teny iditra sinava (sava)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy voasava, savaina, zahana ao anaty zavatra: Nosinava tao anaty ahitra ny peratro no hita
¶ hadina, diovina: Nosinava ny lalana sao latsaka teny ilay vola [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay qu’on a dégagé, éclairci, dissipé, diminué, fouillé, approfondi [Abinal 1888]
Haiendriteny 
sinava
sinavako
sinavanao
sinavany
sinavantsika
sinavanay
sinavanareo
sinavan'
sinavan-
sinavam-
nosinava
nosinavako
nosinavanao
nosinavany
nosinavantsika
nosinavanay
nosinavanareo
nosinavan'
nosinavan-
nosinavam-
hosinava
hosinavako
hosinavanao
hosinavany
hosinavantsika
hosinavanay
hosinavanareo
hosinavan'
hosinavan-
hosinavam-
Teny mitovy hevitra voasava

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/28