Teny iditra voasava (sava)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay qu’on a dégagé, éclairci, dissipé, diminué, fouillé, approfondi [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra sinava
Ohatra 
1Tsy ela dia voasava ilay lohasaha; [Rasamuel: Manjakadoria]
2Dia voasava hatreo indray - natao ankapoka sy nobangoina ihany anefa - ny filôzôfian' ny Malagasy amin' ilay faritra faharoan' ny lalàm-pitondrantena: dia ny fitsimbinana ny namana. [Rahajarizafy: Filozofia]

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/28