|
|
|
|

Teny iditra1  singana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa?
Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao
Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Une unité entre objets de même espèce; qui est seul, qui fait bande à part, dépareillé, l'un de la paire, du couple
Haiendriteny 
5  Tsotra :
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Tsipelina hafa  11  singa, singany

Fivaditsoratra  12  asangin, asingan, isangan, nasangy, nasinga, nisanga, sangany, sangina, singana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21