Teny iditra singotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana tady vavarana ho fandrika sy hamatorana
Fatotra manao amparapaingo
Enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hamerezana ny sasany
Teny misy fitaka atao mba hampahita loza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de lancer une corde (ayant un noeud coulant au bout) aux cornes et aux pieds des boeufs pour les saisir et les attacher; action de lier, d'attacher, d'entraver
Figuré: action de profiter de certaines paroles échappées pour nuire; paroles perfides, trompeuses pour nuire, pour perdre [1.3]
Ohatra ny rofia iray lanjana, nakana rofia iray singotra. [2.436]
Haiendriteny 
Tsotra : singotra, singotro, singotrao, singony, singotsika, singotray, singotrareo, singotr', singo-, singotry
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20