Teny iditra sinibe manga roa (siny, be, manga, roa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny ray sy ny reny, na i dada sy neny, izay samy tiana ary tsy asiana tombo sy hala [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2012/09/26