Teny iditra (1/2) | 1 sitraka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lalao ifanaovan' ny ankizy izay mifamely tehamaina ny lamosiny avy, eo am-pisarahana, sady mitsoaka |
Ohatra |
4 sitraka sy telina sy mamy ny ataonareo: [2.298] |
Voambolana |
5 Kilalao |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny sitraka io |
Teny iditra (2/2) | 8 sitraka |
Sokajin-teny | 9 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Tiana, telina: Sitrakao ve ny handeha miaraka amiko? Fitia, fitiavana, handitra: Mila sitraka loatra amin' ny lehibe izy Teny ampiasain' ny ankizy mba hampirisihana namana iray hiady: Sitraka? lasa leity! |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.7] pleasing; thanks |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.8] agréable, agréé, dont on remercie |
Ohatra |
13 Raha sitrakao, ndeha hijery azy any isika?! [2.470] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 22 mamy, telina, fy, lany, ankatoavina, tiana |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 27 asitrak, kitsara, ritsaka, sitraka, tsikara, tsiraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |