Teny iditra sivifolo (sivy, folo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Isa milaza folo averina intsivy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Ninety [3.1]
Famaritana frantsay Quatre-vingt-dix [3.1]
Famaritana iraisam-pirenena 90 [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra dimy amby sivifolo, ny taranak'i Gabaona [Baiboly: 16:007:025/Nehemia 7:25..]
Lahatsoratra 

2015/06/11