Teny iditra | sivifolo | |
Singan-teny | sivy ; folo | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Isa milaza folo averina intsivy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Ninety [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Quatre-vingt-dix [3.1] | |
Marika iraisam-pirenena | 90 [3.1] | |
Ohatra | dimy amby sivifolo, ny taranak'i Gabaona
[2.996] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa | |
Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17 |