Teny iditra sivinjato (sivy, zato)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy Nine hundred [3.1]
Famaritana frantsay Neuf cent [3.1]
Famaritana iraisam-pirenena 900 [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra ary nanarakaraka azy Gabay sy Salay; dia valo amby roa-polo amby sivinjato. [Baiboly: 16:011:008/Nehemia 11:8..]
Lahatsoratra 

2015/01/20