Teny iditra | 1 soava tsarà |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] firarian-tsoa fanao raha mifanao veloma |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] formule usitée pour bénir, pour remercier: soyez heureux, prospérez |
Ohatra |
5 [2.59#243] Dia veloma soava tsara ho tahin' Andriamanitra hianareo |
Singan-teny | 6 soava, tsarà |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 9 soava tsarà, voasasatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |